Ao anatin’ny tabataban’ny fiainana…Miseho ity fanontaniana ity:“Iza no namorona ahy? Ary nahoana?”Tsy fanontaniana ara-filôzôfia izany…Fa antsoantson’ny fanahy mitady ny hevitr’izao fiainana izao.